Isaiah 27:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa hitoka-monina ny tanàna mimanda ka ho fonenana afoy sy ilaozana tahaka ny tany efitra; ao no hihinanan’ny zanak’omby sy handriany ary handaniany ny rantsan-kazony.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa ny tanàna mimanda efa zary tany foana, fonenana lao sy nilaozana, tahaka ny efitra; zanak’omby no miraotra ao, mandry sy mihinana ny rantsan-kazo ao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy hisy olona intsony ao an-tanànamimanda fa ho foana sy ilaozana toy ny taniefitra izany, ka ho lasa toeram-piraofan’ny zanak’omby, handriany sy hihinanany ravin-kazo.
Malagasy Bible 1865
Fa ho foana ny tanàna mimanda, ka dia ho fonenana afoy sy ilaozana tahaka ny efitra: Ao no hihinanan'ny zanak'omby, ary ao no handriany sy handaniany ny rantsan-kazony.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa hitoka-monina ny tanàna mimanda ka ho fonenana afoy sy ilaozana tahaka ny tany efitra; ao no hihinanan’ny zanak’omby sy handriany ary handaniany ny rantsan-kazony.
malagasy
Fa ho foana ny tanàna mimanda, ka dia ho fonenana afoy sy ilaozana tahaka ny efitra: Ao no hihinanan'ny zanak'omby, ary ao no handriany sy handaniany ny rantsan-kazony.