Isaiah 27:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Raha malazo ny rantsany dia hotapatapahina ka ho avy hitaina azy ny vehivavy. Satria firenena tsy manam-pahalalana izy, dia tsy hiantra azy ny Mpanao azy ary tsy hamindra fo aminy ny Mpamorona azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Rehefa maina ny rantsan-kazo dia tapahina; ka dia avy ny vehivavy hitaina azy. Fa firenena tsy hendry izy, ka tsy hamindra fo aminy Ilay nanao azy, ary tsy hiantra azy Ilay namorona azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Rehefa maina ny rantsan-kazo, dia hotapahina; ary ho avy ny vehivavy ka handoro azy. Tsy manam-pahalalana tokoa ity firenena ity ka tsy hiantran’ilay Mpahary azy, sady tsy hangorahan’ilay Mpamorona azy.
Malagasy Bible 1865
Raha malazo ny rantsany, dia hotapatapahina, ka ho avy ny vehivavy hitaina azy, satria firenena tsy manam-pahalalana izy, dia tsy hiantra azy ny Mpanao azy, ary tsy hamindra fo aminy ny Mpamorona azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Raha malazo ny rantsany dia hotapatapahina ka ho avy hitaina azy ny vehivavy. Satria firenena tsy manam-pahalalana izy, dia tsy hiantra azy ny Mpanao azy ary tsy hamindra fo aminy ny Mpamorona azy.
malagasy