Isaiah 27:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’izany andro izany no hihiranareo ny amin’ny tanim-boaloboka ahazoana divay mahery hoe:
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’izany andro izany no hilazana hoe: Tanimboaloboka anankiray ahazoana divay mahery, mihirà ho azy!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’izany andro izany no andredony hira momba ny voaloboka manome divay tsara hoe:
Malagasy Bible 1865
Amin'izany andro izany no hihiranareo ny amin'ny tanim-boaloboka ahazoana divay mahery hoe:
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’izany andro izany no hihiranareo ny amin’ny tanim-boaloboka ahazoana divay mahery hoe:
malagasy
Amin'izany andro izany no hihiranareo ny amin'ny tanim-boaloboka ahazoana divay mahery hoe: