Isaiah 27:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy misy fahatezerana ato Amiko. Enga anie ka hisy anjavidy sy tsilo eto anatrehako mba hiadiako! Hohitsakitsahiko ireo ka hodorako avokoa!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
tsy manan-katezerana intsony Aho. Aiza no hahitako tsilo sy hery hiadiako? Dia hiroatra hamely an’ireo Aho, ka hodorako izy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsy tezitra aminy intsony Aho, kanefa aoka tsy hisy tsilo na songosongo ao; hongotako sy hodorako avokoa ireny!
Malagasy Bible 1865
Tsy misy fahatezerana ato amiko; Enga anie ka hisy hery sy tsilo eto anatrehako hiadiako. Dia hiroatako ireo ka hodorako avokoa!
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy misy fahatezerana ato Amiko. Enga anie ka hisy anjavidy sy tsilo eto anatrehako mba hiadiako! Hohitsakitsahiko ireo ka hodorako avokoa!
malagasy
Tsy misy fahatezerana ato amiko; Enga anie ka hisy hery sy tsilo eto anatrehako hiadiako. Dia hiroatako ireo ka hodorako avokoa!