Isaiah 27:5 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha tsy izany dia aoka hanao Ahy ho fiarovana mafy kosa izy ka hihavana Amiko; eny, aoka hihavana Amiko izy!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Afa-tsy raha mifikitra amin’ny fiarovako ny olona, ka manao fihavanana amiko, ka Izaho no anaovany fihavanana!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa izay mifikitra eo ambany fiarovako no hamitram-pihavanana amiko; eny, hamitram-pihavanana amiko izy.
Malagasy Bible 1865
Fa raha tsy izany, dia aoka hifikitra amin'ny heriko kosa izy ka hihavana amiko; Eny, aoka hihavana amiko izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha tsy izany dia aoka hanao Ahy ho fiarovana mafy kosa izy ka hihavana Amiko; eny, aoka hihavana Amiko izy!
malagasy
Fa raha tsy izany, dia aoka hifikitra amin'ny heriko kosa izy ka hihavana amiko; Eny, aoka hihavana amiko izy.