Isaiah 27:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Amin’ny andro ho avy dia hiorina tsara i Jakoba; ary hamony sy hitsimoka Israely ka hameno izao tontolo izao amin’ny vokany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Amin’ny andro ho avy i Jakôba handatsa-paka, i Israely hamony sy hitsimoka, ary hofenoiny amin’ny vokany izao tontolo izao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Amin’ny andro ho avy, dia hanan-tsimoka vaovao ny vahoakan’i Jakôba ary hamony hivelatra indray i Israely. ka hameno izao tontolo izao ny voany.
Malagasy Bible 1865
Amin'ny andro ho avy dia hamaka tsara Jakoba; Ary Isiraely hamony sy hitsimoka ka hameno izao tontolo izao amin'ny fahavokarany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Amin’ny andro ho avy dia hiorina tsara i Jakoba; ary hamony sy hitsimoka Israely ka hameno izao tontolo izao amin’ny vokany.
malagasy
Amin'ny andro ho avy dia hamaka tsara Jakoba; Ary Isiraely hamony sy hitsimoka ka hameno izao tontolo izao amin'ny fahavokarany.