Isaiah 27:8 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tamin’ny nandroahana azy, tamin’ny famoahana azy tany ivelany no nitsarana azy; nokororohiny tamin’ny rivony mahery izy tamin’ny andron’ny rivotra avy any atsinanana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Nofaizinao amin’ny sazy antonony izy, nataonao sesitany. Noroahiny tamin’ny rivotra mahery tamin’ny andro misy rivotra avy atsinanana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Tsia, fa nohelohiny hatao sesitany izy ka halefa any am-pahababoana, nopaohiny tamin’ny rivo-mahery, dia tamin’ny andron’ny rivotra avy any atsinanana.
Malagasy Bible 1865
Tamin'ny nandroahany azy dia voafetra no niadiany taminy; Nokororohiny tamin'ny rivony mahery izy tamin'ny andron'ny rivotra avy any atsinanana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tamin’ny nandroahana azy, tamin’ny famoahana azy tany ivelany no nitsarana azy; nokororohiny tamin’ny rivony mahery izy tamin’ny andron’ny rivotra avy any atsinanana.
malagasy
Tamin'ny nandroahany azy dia voafetra no niadiany taminy; Nokororohiny tamin'ny rivony mahery izy tamin'ny andron'ny rivotra avy any atsinanana.