Isaiah 28:11 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hay, amin’ny molotra miambakavaka sy amin’ny teny vahiny no hitenenany amin’ity firenena ity.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Eny àry, fa olona mibadabada sy amin’ny fitenim-pirenen-kafa, no hitenenan’i Iaveh amin’ity vahoaka ity.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, amin’ny fiteny tsy fantatra sy fiteny vahiny no hitenenan’ny Tompo amin’ity firenena ity!
Malagasy Bible 1865
Eny, amin'ny molotra miambakambaka sy amin'ny fiteny baiko no hitenenany amin'ity firenena ity,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hay, amin’ny molotra miambakavaka sy amin’ny teny vahiny no hitenenany amin’ity firenena ity.
malagasy
Eny, amin'ny molotra miambakambaka sy amin'ny fiteny baiko no hitenenany amin'ity firenena ity,