Isaiah 28:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izy ilay nilaza taminy hoe: Izao no fitsaharana! Ampitsaharo ny reraka! Izao no fotoana hialan-tsasatra! Nefa tsy nety nihaino ireo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Niteny Izy nanao hoe: «Ity no fitoerana fitsaharana; avelao hiala sasatra ny reraka; ity no fanamaivanana;» - kanefa tsy nety nihaino izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Marina fa efa nilazan’ny Tompo tokoa ireo hoe: «Eto no hahitanareo fialan-tsasatra, avelao hiala sasatra izay vizana, fa toerana milamina eto!» Kanjo tsy nety nihaino ireo.
Malagasy Bible 1865
Izay nilazany hoe: Ity no fitsaharana, ampitsaharo ny reraka, ary ity no famelombelomana; Nefa tsy nety nihaino ireo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izy ilay nilaza taminy hoe: Izao no fitsaharana! Ampitsaharo ny reraka! Izao no fotoana hialan-tsasatra! Nefa tsy nety nihaino ireo.
malagasy
Izay nilazany hoe: Ity no fitsaharana, ampitsaharo ny reraka, ary ity no famelombelomana; Nefa tsy nety nihaino ireo. [Na: Dia Izy Izay nilaza taminy]