Isaiah 28:14 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Koa mihainoa ny tenin’NY TOMPO ianareo, ry mpaniratsira, ianareo izay mitondra ity firenena eto Jerosalema ity!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Koa mihainoa ny tenin’i Iaveh ianareo, ry olona mpananihany, lehiben’ny vahoaka eto Jerosalema.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, mihainoa ny tenin’ny TOMPO ianareo mpaniratsira izay mpitondra ity firenena eto Jerosalema ity
Malagasy Bible 1865
Koa mihainoa ny tenin'i Jehovah ianareo, ry mpaniratsira, izay manapaka ity firenena eto Jerosalema ity.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Koa mihainoa ny tenin’NY TOMPO ianareo, ry mpaniratsira, ianareo izay mitondra ity firenena eto Jerosalema ity!
malagasy
Koa mihainoa ny tenin'i Jehovah ianareo, ry mpaniratsira, izay manapaka ity firenena eto Jerosalema ity.