Isaiah 28:16 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Indro Izaho no nametraka vato ao Ziona, vato voazaha toetra, vato tsara izay fehizoro voaorina ho fanorenana mafy ka tsy mba ho taitra izay mitoky aminy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany, izao kosa no lazain’ny Tompo Iaveh: «Indro aho efa nametraka vato ho fanorenana ao Siôna dia vato voatsapa toetra, fehizoro, sarobidy, voaorina mafy: izay miankina aminy amim-pinoana, tsy mba handositra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa izao no lazain’ny Tompo ANDRIANANAHARY: «Indro Aho hametraka vato iray ao Tsiôna mba hizahan-toetra anareo, dia vato fehizoro sarobidy natao ho fanorenana mafy; ka izay matoky azy tsy hihontsina.
Malagasy Bible 1865
Dia izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, Izaho no efa nametraka vato ao Ziona, dia vato voazaha toetra, vato tsara izay fehizoro voaorina ho fanorenana mafy, ka tsy mba ho taitra izay mino.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia izao no lazain’NY TOMPO Andriamanitra: Indro Izaho no nametraka vato ao Ziona*, vato voazaha toetra, vato tsara izay fehizoro voaorina ho fanorenana mafy ka tsy mba ho taitra izay mitoky aminy.
malagasy
Dia izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, Izaho no efa nametraka vato ao Ziona, dia vato voazaha toetra, vato tsara izay fehizoro voaorina ho fanorenana mafy, ka tsy mba ho taitra izay mino.