Isaiah 28:18 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hofoanana ny fifanekenareo amin’ny fahafatesana ary tsy haharitra ny fifanarahanareo amin’ny fitoeran’ny maty; rehefa ho avy ny loza manafotra dia hohitsakitsahany ianareo.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny fanekenareo amin’ny fahafatesana hofoanana; ary ny fifanarahanareo amin’ny Seoly, tsy haharitra; fa rehefa handalo ny loza manafotra, homontsaniny ianareo;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hofoanana ny fifanekenareo tamin’ny fahafatesana ary tsy hateza ny fifanarahanareo tamin’ny fonenan’ny maty; koa raha mandalo ny loza mifofofo fiavy, dia hanapotika anareo.
Malagasy Bible 1865
Hofoanana ny fanekenareo amin'ny fahafatesana, ary tsy haharitra ny fifanarahanareo amin'ny fiainan-tsi-hita raha ho avy ny loza manafotra, dia ho tonga fanitsakitsany ianareo.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hofoanana ny fifanekenareo amin’ny fahafatesana ary tsy haharitra ny fifanarahanareo amin’ny fitoeran’ny maty; rehefa ho avy ny loza manafotra dia hohitsakitsahany ianareo.
malagasy
Hofoanana ny fanekenareo amin'ny fahafatesana, ary tsy haharitra ny fifanarahanareo amin'ny fiainan-tsi-hita raha ho avy ny loza manafotra, dia ho tonga fanitsakitsany ianareo.[Heb. Sheola][Heb. kotopia]