Isaiah 28:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ary na oviana na oviana no hiaviany dia hahatratra anareo izany; fa isa-maraina no hiaviany, amin’ny andro sy amin’ny alina koa; ary ny vokatry ny fandrenesana izany dia horohoro lehibe.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Isaky ny avy izy, hahatratra anareo, fa ho avy izy rahampitso sy rahampitso andro aman’alina; ny fangorohoroana ihany no hanao fananarana anareo!
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Na maraina na antoandro na alina no andalovan’ny loza, isaky ny mandalo izany, dia hahatratra anareo, ka horohoro moa izao raha vao re ny akon’izany!
Malagasy Bible 1865
Ary na oviana na oviana no ihaviany, dia hahatratra anareo izany; Fa isa-maraina isa-maraina no hihaviany, na andro na alina; Ary ny vokatry ny fahafantarana izany fianarana izany dia fangovitana ihany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ary na oviana na oviana no hiaviany dia hahatratra anareo izany; fa isa-maraina no hiaviany, amin’ny andro sy amin’ny alina koa; ary ny vokatry ny fandrenesana izany dia horohoro lehibe.
malagasy