Isaiah 28:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa fohy loatra ny farafara ka tsy azon’ny olona iamparana; ary kely ny firakotra ka tsy maharakotra, raha misy te hirakotra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria: fohy tsy misy hitsorana, ny farafara; ary kely tsy ampy hirakofana ny firakotra.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Eny, hoy ny ohabolana, fohy loatra ny farafara ka tsy misy hitsorana, ary kely loatra ny lamba ka tsy ampy hirakofana.
Malagasy Bible 1865
Fa fohy loatra ny farafara ka tsy azon'ny olona ilamparana; Ary kely ny firakotra ka tsy maharakotra, raha misy te-hirakotra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa fohy loatra ny farafara ka tsy azon’ny olona iamparana; ary kely ny firakotra ka tsy maharakotra, raha misy te hirakotra azy.
malagasy
Fa fohy loatra ny farafara ka tsy azon'ny olona ilamparana; Ary kely ny firakotra ka tsy maharakotra, raha misy te-hirakotra azy.