Isaiah 28:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Atongilano ny sofinareo ka henoy ny feoko! Tandremo ka mihainoa ny teniko!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Mampandria sofina, ka mandrenesa ny feoko, mihainoa tsara ka mandrenesa ny feoko:
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa manongilàna sofina hihaino tsara ahy, ary tandremo izay lazaiko aminareo:
Malagasy Bible 1865
Mihainoa ianareo, ka mandrenesa ny feoko; Mitandrema, ka mandrenesa ny teniko.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Atongilano ny sofinareo ka henoy ny feoko! Tandremo ka mihainoa ny teniko!
malagasy
Mihainoa ianareo, ka mandrenesa ny feoko; Mitandrema, ka mandrenesa ny teniko.