Isaiah 28:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Moa ny mpiasa tany va miasa mba hamafy mandrakariva? Miasa sy mandravona ny taniny mandrakariva va izy?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Moa ny mpiasa tany izay mihevitra ny hamafy, dia miasa tany hatrany hatrany sy miasa tany ary mamaky bainga ihany?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny tantsaha izay te hanao famafazana dia tsy revo miasa tany fotsiny na manoritsoritra sy mandamaka azy.
Malagasy Bible 1865
Moa ny mpiasa tany va miasa mba hamafy, na mitombo-doha sy mandravona ny taniny mandrakariva?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Moa ny mpiasa tany va miasa mba hamafy mandrakariva? Miasa sy mandravona ny taniny mandrakariva va izy?
malagasy
Moa ny mpiasa tany va miasa mba hamafy, na mitombo-doha sy mandravona ny taniny mandrakariva?