Isaiah 28:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Andriamaniny no manoro azy izay tokony hataony; eny, Izy no mampianatra azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny Andriamaniny no nampianatra azy izany fitsipika izany, sy nanoro azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany no fomba natoron’Andriamaniny azy; izany no nampianariny azy.
Malagasy Bible 1865
Fa Andriamaniny no manoro azy izay mety hataony, Eny, Izy no mampianatra azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Andriamaniny no manoro azy izay tokony hataony; eny, Izy no mampianatra azy.
malagasy
Fa Andriamaniny no manoro azy izay mety hataony, Eny, Izy no mampianatra azy. [Na: Samy ataony araka izay tandrifiny ho azy avy; Fa Andriamaniny no mampianatra azy]