Isaiah 28:27 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tsy ny ragiragy vy no anosihosena ny nigela, ary tsy ny kodiaran’ny sarety no akodiadia amin’ny komina; fa ny nigela dia hosihosena amin’ny tsorakazo, ary ny komina amin’ny tehina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria tsy mba ny rambaramba no fivelezana ny nigela, ary ny komìna tsy kodiavana kodiaran-tsarety; fa ny nigela velezina amin’ny tehina, ary ny komìna amin’ny tsora-kazo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa tsy fitaovam-pivelezana misy vy no anintsanam-boa ny nigela, ary tsy kodian-tsarety no anintsanam-boa ny komina; fa tehina no anintsanam-boa ny nigela, ary fantàka no anintsanam-boa ny komina.
Malagasy Bible 1865
Fa tsy ny kodia vy no ivelezana ny nigela, ary tsy ny kodian'ny sariety no akodiadia amin'ny komina; Fa ny nigela dia velezina amin'ny fantàka, ary ny komina amin'ny tehina.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tsy ny ragiragy vy no anosihosena ny nigela, ary tsy ny kodiaran’ny sarety no akodiadia amin’ny komina; fa ny nigela dia hosihosena amin’ny tsorakazo, ary ny komina amin’ny tehina.
malagasy
Fa tsy ny kodia vy no ivelezana ny nigela, ary tsy ny kodian'ny sariety no akodiadia amin'ny komina; Fa ny nigela dia velezina amin'ny fantàka, ary ny komina amin'ny tehina.