Isaiah 28:29 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Izany koa dia avy amin’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao; fa mahagaga amin’ny fikasany Izy, ary mahatalanjona amin’ny fahendreny!
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izany koa dia avy amin’i Iavehn’ny tafika; mahagaga amin’ny fisainanay Izy, sady be no azony enti-manatanteraka.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izany koa dia avy amin’ny TOMPOn’izao rehetra izao, Ilay maneho fikasana mahagaga sy fahaiza-manao mahatalanjona.
Malagasy Bible 1865
Izany koa dia avy amin'i Jehovah, Tompon'ny maro; Fa mahagaga amin'ny fisainana Izy Ary mahatalanjona amin'ny fahendrena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Izany koa dia avy amin’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao; fa mahagaga amin’ny fikasany Izy, ary mahatalanjona amin’ny fahendreny!
malagasy
Izany koa dia avy amin'i Jehovah, Tompon'ny maro; Fa mahagaga amin'ny fisainana Izy Ary mahatalanjona amin'ny fahendrena.