Isaiah 28:3 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia hohitsahin’ny tongotra ny satroboninahitra izay reharehan’ny mpimamo ao Efraima;
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hohosena amin’ny tongotra ny diadema be avonavon’ny mpimamo ao Efraima.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia ho voahitsakitsaka am-paladia ilay tanàna miendrika satroboninahitra, sady reharehan’ny mpidoroka ao Efraîma.
Malagasy Bible 1865
Dia hohitsahin'ny tongotra ny satro-boninahitra, Izay reharehan'ny mpimamo any Efraima.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia hohitsahin’ny tongotra ny satroboninahitra izay reharehan’ny mpimamo ao Efraima;
malagasy
Dia hohitsahin'ny tongotra ny satro-boninahitra, Izay reharehan'ny mpimamo any Efraima.