Isaiah 28:6 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ho fanahy fitsarana ho an’izay mipetraka eo amin’ny fitsarana Izy, sady ho hery ho an’izay mampihemotra ny ady izay tonga eo am-bavahady.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ho fanahy fahamarinana ho an’izay mipetraka eo amin’ny seza fitsarana, ary ho hery ho an’izay manohana ny fahavalo mananika am-bavahady.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Izy no hanome fahaiza-mitsara an’izay mipetraka hitsara ary koa hanome herimpo an’ireo mpanosika ny fahavalo manafika eo anoloan’ny vavahady.
Malagasy Bible 1865
Ary ho fanahy fitsarana ho an'izay mipetraka eo amin'ny fitsarana, sy ho hery ho an'izay mampiverina ny ady hatreo am-bavahady.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ho fanahy fitsarana ho an’izay mipetraka eo amin’ny fitsarana Izy, sady ho hery ho an’izay mampihemotra ny ady izay tonga eo am-bavahady.
malagasy
Ary ho fanahy fitsarana ho an'izay mipetraka eo amin'ny fitsarana, sy ho hery ho an'izay mampiverina ny ady hatreo am-bavahady.