Isaiah 28:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Iza no hampianariny fahalalana? Ary iza no hanazavany lesona? Zaza vao nosaraha-nono va? Zaza vao nitsaha-ninono va?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«Iza no tadiaviny hampianarina fahendrena, ary zovy no tadiaviny hamoasana ny fianarana? Ny zaza vao notazana, vao mitsaha-nono va?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia velom-panontaniana izy hoe: «Iza no tian’iny Isaià iny hampianarina sy hanazavana ny fanambaràna azony? Ankizy vao notazana ve sa zazakely vao nisara-nono?
Malagasy Bible 1865
Iza no hampianariny fahalalana? Ary iza no hampahafantariny fianarana? Zaza vao notazana va? Ny vao nitsaha-nono va?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Iza no hampianariny fahalalana? Ary iza no hanazavany lesona? Zaza vao nosaraha-nono va? Zaza vao nitsaha-ninono va?
malagasy
Iza no hampianariny fahalalana? Ary iza no hampahafantariny fianarana? Zaza vao notazana va? Ny vao nitsaha-nono va?