Isaiah 29:1 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Lozan’i Ariela, dia i Ariela, tanàna nitobian’i Davida! Ampio taona ny taona, aoka ho tafatsingeringerina ny andro firavoravoana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loza ho an’i Ariela, dia i Ariela, ilay tanàna nilasian’i Davida! Ampio taona ny taona, aoka ho tafatsingerina ireo fety lehibe,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
«Indrisy, ry Ariela! Ry Ariela, tanànan’i Jerosalema, nataon’i Davida fahirano fahiny! Na hiverina isan-taona isan-taona aza ny fitsingeringerenan’ny andro fety,
Malagasy Bible 1865
Lozan'i Ariela, lozan'i Ariela, Tanàna nitoeran 'i Davida! Ampio taona ny taona, aoka ho tafatsingeringerina ny andro firavoravoana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Lozan’i Ariela, dia i Ariela, tanàna nitobian’i Davida! Ampio taona ny taona, aoka ho tafatsingeringerina ny andro firavoravoana,
malagasy
[Ny loza hanjo an'i Jerosalema, sy ny mbola hamonjena azy] Lozan'i Ariela, lozan'i Ariela, Tanàna nitoeran'i Davida! Ampio taona ny taona, aoka ho tafatsingeringerina ny andro firavoravoana; [Ariela = Fatan'Andriamanitra, na: Lionan'Andriamanitra][Heb. nitobian']