Isaiah 29:10 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa NY TOMPO efa nampidina fanahy mahasondrian-tory ao aminareo, efa nakimpiny ny masonareo mpaminany ary efa nosaronany ny lohanareo mpahita.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa i Iaveh no nampidina ao aminareo fanahy mampatoritory; nakimpiny ny masonareo - ny mpaminany izany; nosaronany ny lohanareo - ny mpahita izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa ny TOMPO efa nampidina fanahy mampatory tao aminareo ary notampenany ny masonareo, –hilazana ireo mpaminany izany–, sady nosaronany ny lohanareo, –hilazana ny mpahita izany.
Malagasy Bible 1865
Fa Jehovah efa nampidina fanahy mahasondrian-tory ao aminareo, ary efa nakimpiny ny masonareo (dia ny mpaminany izany), ary efa nosaronany ny lohanareo (dia ny mpahita izany).
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa NY TOMPO efa nampidina fanahy mahasondrian-tory ao aminareo, efa nakimpiny ny masonareo mpaminany ary efa nosaronany ny lohanareo mpahita.
malagasy
Fa Jehovah efa nampidina fanahy mahasondrian-tory ao aminareo, ary efa nakimpiny ny masonareo (dia ny mpaminany izany), ary efa nosaronany ny lohanareo (dia ny mpahita izany).