Isaiah 29:12 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa raha atolotra izay tsy mahavaky teny kosa izany ka atao hoe: Miangavy anao aho, vakio ity! Dia hamaly izy hoe: Tsy mahay mamaky teny aho.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Atolotra ny olona tsy mahavaky teny indray atao hoe: «Vakio ity», dia valiany hoe: «Tsy mahavaky teny aho».
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Dia omena izay tsy mahay mamaky teny indray izany ka iangaviana azy hoe: «Azafady, mba vakio kely ity»; fa hamaly izy hoe: «Tsy mahay mamaky teny aho.»
Malagasy Bible 1865
Fa raha atolotra izay tsy mahavaky teny kosa izany ka atao hoe: Masìna ianao, vakio ity, dia hoy izy: Tsy mahavaky teny aho.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa raha atolotra izay tsy mahavaky teny kosa izany ka atao hoe: Miangavy anao aho, vakio ity! Dia hamaly izy hoe: Tsy mahay mamaky teny aho.
malagasy
Fa raha atolotra izay tsy mahavaky teny kosa izany ka atao hoe: Masìna ianao, vakio ity, dia hoy izy: Tsy mahavaky teny aho.