Isaiah 29:17 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Tsy vetivety foana va dia hovana ho saha mahavokatra i Libanona, ary ny saha mahavokatra dia hoheverina ho ala?
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Tsy vetivety foana va dia ho zary saha misy hazo mamoa i Libàna, ary ny saha misy hazo mamoa dia hatao ala?
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Moa tsy afaka fotoana kely monja dia hovana ho saha mahavokatra ny alan’i Libano, ary hovana ho ala ny saha mahavokatra?
Malagasy Bible 1865
Tsy vetivety foana va dia hovana ho saha mahavokatra Libanona, Ary ny saha mahavokatra hoheverina ho ala?
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Tsy vetivety foana va dia hovana ho saha mahavokatra i Libanona, ary ny saha mahavokatra dia hoheverina ho ala?
malagasy
Tsy vetivety foana va dia hovana ho saha mahavokatra Libanona, Ary ny saha mahavokatra hoheverina ho ala?