Isaiah 29:19 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitombo hafaliana amin’NY TOMPO ny ory; ary ny mahantra ao amin’ny olona dia hiravoravo amin’ny Iray Masin’ny Israely.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ny manetry tena hitombo hafaliana hatrany, amin’i Iaveh, ary ny mahantra indrindra hientan-kafaliana ao amin’Ilay Masin’i Israely.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny malahelo hiravoravo amin’ny TOMPO hatrany, ary ny mahantra ho dibo-kafaliana noho ny amin’Ilay Masin’i Israely.
Malagasy Bible 1865
Ny mpandefitra hitombo hafaliana amin'i Jehovah; Ary ny malahelo ao amin'ny olona hifaly amin'ny Iray Masin'ny Isiraely,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitombo hafaliana amin’NY TOMPO ny ory; ary ny mahantra ao amin’ny olona dia hiravoravo amin’ny Iray Masin’ny Israely.
malagasy
Ny mpandefitra hitombo hafaliana amin'i Jehovah; Ary ny malahelo ao amin'ny olona hifaly amin'ny Iray Masin'ny Isiraely,