Isaiah 29:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hampahory an’i Ariela Aho; hisy fisentoana sy fitarainana ao aminy; ary ho tonga fatana alitara tokoa izy Amiko.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hoporetiko mafy i Ariela, ka tsy hisy afa-tsy sento amam-pitarainana ao; fa ho tahaka an’i Ariela ho ahy izy;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
dia hampahorîko ianao, hoy ny Tompo, ka alahelo sy fahoriana lalina no hanjo anao, ary ho tonga «ariela»-n’ny alitara ianao amiko.
Malagasy Bible 1865
Dia hampahory an'i Ariela Aho, ka hisy fisentoana sy fitarainana ao aminy; Ary ho tonga Ariela tokoa amiko izy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hampahory an’i Ariela Aho; hisy fisentoana sy fitarainana ao aminy; ary ho tonga fatana alitara tokoa izy Amiko.
malagasy
Dia hampahory an'i Ariela Aho, ka hisy fisentoana sy fitarainana ao aminy; Ary ho tonga Ariela tokoa amiko izy.