Isaiah 29:20 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Fa tapitra ny mpampihorohoro, tsy ao intsony ny mpaniratsira; ary fongotra izay rehetra tsy misaina afa-tsy ny hanisy ratsy,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Satria lasa tsy hita intsony ny mpampahory ary maty ny mpaniratsira ary ho ringana izay rehetra mamoron-tsain-dratsy,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Satria tapitra hatreo ny mpanjakazaka ary ho levona ireo mpaniratsira, haringana ireo rehetra mitady hanimba ny hafa,
Malagasy Bible 1865
Fa lasa ny olon-dozabe, tsy ao intsony ny mpaniratsira; Ary fongotra izay rehetra miari-torin-tsaina amin'ny ratsy,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Fa tapitra ny mpampihorohoro, tsy ao intsony ny mpaniratsira; ary fongotra izay rehetra tsy misaina afa-tsy ny hanisy ratsy,
malagasy
Fa lasa ny olon-dozabe, tsy ao intsony ny mpaniratsira; Ary fongotra izay rehetra miari-torin-tsaina amin'ny ratsy,