Isaiah 29:21 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia ireo izay manameloka olona amin’ny teny, ary mamandrika izay mananatra eo am-bavahady sady mamadika tsy amin’antony ny marina.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia ireo manameloka olona noho ny teniny indraimbava; mamela-pandrika ho an’izay namaky betroka azy eo am-bavahady; ary mamery ny marina amin’ny laingany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ka miampanga lainga azy amin’ny teny sy mamandrika ny mpitsara mba hamarina ny tsy manan-tsiny any an-davaka.
Malagasy Bible 1865
Dia ireo manameloka olona amin'ny teny ary mamandrika izay mananatra eo am-bavahady sy mamadika ny marina amin'ny lainga foana.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia ireo izay manameloka olona amin’ny teny, ary mamandrika izay mananatra eo am-bavahady sady mamadika tsy amin’antony ny marina.
malagasy
Dia ireo manameloka olona amin'ny teny ary mamandrika izay mananatra eo am-bavahady sy mamadika ny marina amin'ny lainga foana.