Isaiah 29:22 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Noho izany dia izao no lazain’NY TOMPO izay nanavotra an’i Abrahama, izao no lazainy amin’ny taranak’i Jakoba: Tsy hitsanga-menatra intsony i Jakoba ary tsy hivaloarika intsony ny tavany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Noho izany, izao no lazain’i Iaveh amin’ny taranak’i Jakôba, dia Izy izay nanavotra an’i Abrahama: «Tsy hisy hahamenatra an’i Jakôba intsony tsy hivaloarika intsony ny handriny.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany àry, ny TOMPO Andriamanitr’i Jakôba sy ny taranany sady mpanavotra an’i Abrahama dia nilaza izao teny izao: «Tsy ho menatra intsony ny taranak’i Jakôba, ary tsy hivaloarika intsony ny tarehiny.»
Malagasy Bible 1865
Koa ny amin'ny taranak'i Jakoba dia izao no lazain'i Jehovah, Izay nanavotra an'i Abrahama: Tsy ho menatra intsony Jakoba, ary tsy hivaloarika intsony ny tavany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Noho izany dia izao no lazain’NY TOMPO izay nanavotra an’i Abrahama, izao no lazainy amin’ny taranak’i Jakoba: Tsy hitsanga-menatra intsony i Jakoba ary tsy hivaloarika intsony ny tavany.
malagasy
Koa ny amin'ny taranak'i Jakoba dia izao no lazain'i Jehovah, Izay nanavotra an'i Abrahama: Tsy ho menatra intsony Jakoba, ary tsy hivaloarika intsony ny tavany.