Isaiah 29:24 — Compare Translations
5 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fanahy diso lalana dia mbola hahazo fahalalana, ary izay mimonomonona dia mbola hahazo lesona hampahendry azy.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Mbola hanan-tsaina indray ireo nivilivily fanahy ary hanaiky hampianarina indray ireo tsy nitsaha-nanakiana.
Malagasy Bible 1865
Ary izay mivily fanahy dia mbola hahazo fahalalana; Ary izay mimonomonona dia mbola hianatra fahendrena.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fanahy diso lalana dia mbola hahazo fahalalana, ary izay mimonomonona dia mbola hahazo lesona hampahendry azy.
malagasy
Ary izay mivily fanahy dia mbola hahazo fahalalana; Ary izay mimonomonona dia mbola hianatra fahendrena.