Isaiah 29:3 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hitoby manodidina anao Aho ka hasiako miaramila hanao fahirano anao ary hanangana manda aho mba hamelezana anao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Izaho hitoby manodidina anao, hanisy miaramila hanemitra anao, ary hanangana manda hamelezana anao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hanao fahirano anao tahaka ny nataon’i Davida Aho ary hanisy miaramila hanemitra anao sy hanangana tovon-tany hamelezana anao.
Malagasy Bible 1865
Ary hanao fahiranao anao Aho, ka hasiako miaramila hanemitra anao, ary hananganako manda hamelezana anao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hitoby manodidina anao Aho ka hasiako miaramila hanao fahirano anao ary hanangana manda aho mba hamelezana anao.
malagasy
Ary hanao fahiranao anao Aho, ka hasiako miaramila hanemitra anao, ary hananganako manda hamelezana anao.