Isaiah 29:4 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Dia haetry ianao ka hiteny avy ao amin’ny tany ary avy ao amin’ny vovoka no hibitsibitsihanao; eny, hivoaka avy amin’ny tany tahaka ny an’ny mpiantso ny fanahin’ny maty ny feonao ary avy ao amin’ny vovoka no hibitsibitsihanao ny teninao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Haetry ianao ka avy amin’ny tany no hisandratan’ny feonao, ho re avy amin’ny vovoka ny feonao mimonomonona, hivoaka avy amin’ny tany toy ny an’ny matoatoa, ny feonao; ary hiakatra avy amin’ny vovoka, toa bitsibitsika malemy, ny teninao.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Haetry ianao ka hiteny avy ao an-kibon’ny tany ao. Hibitsibitsika ny feonao mamakivaky ny vovoka; mova tsy feon’ny matoatoa miala avy amin’ny tany sy misamoina avy ao amin’ny vovoka ny teninao.
Malagasy Bible 1865
Dia haetry ianao ka hiteny ao amin'ny tany, ary ao amin'ny vovoka no hibitsibitsihanao, eny, ny feonao hivoaka avy amin'ny tany tahaka ny an'ny manao azy ho tsindrian-javatra, ary avy ao amin'ny vovoka no ikiakiahan'ny teninao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Dia haetry ianao ka hiteny avy ao amin’ny tany ary avy ao amin’ny vovoka no hibitsibitsihanao; eny, hivoaka avy amin’ny tany tahaka ny an’ny mpiantso ny fanahin’ny maty ny feonao ary avy ao amin’ny vovoka no hibitsibitsihanao ny teninao.
malagasy