Isaiah 29:6 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Avy amin’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, ny famaliana, amin’ny kotrokorana sy horohoron-tany ary feo mahery, tadio sy tafio-drivotra ary lelafo mandevona.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ary indro fa amin’izay dia tampoka sy amin’ny indray mipy maso no hisavan’i Iavehn’ny tafika anao, amin-kotrokotroka, kotro-baratra, rohondrohona mafy, tadio, tafio-drivotra, ary lelafo mandevona.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
no hiavian’ny famaliana hamonjena anao avy amin’ny TOMPOn’izao rehetra izao, Izay hombàn’ny kotro-baratra sy ny horohoron-tany ary firohondrohona mafy, hombàn’ny tadio sy ny tafio-drivotra ary ny lelafo mandevona.
Malagasy Bible 1865
Avy amin'i Jehovah, Tompon'ny maro, no hihavian'ny famaliana, dia kotrokorana sy horohoron-tany ary rohondrohona mafy, tadio sy tafio-drivotra ary lelafo mandevona.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Avy amin’Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, ny famaliana, amin’ny kotrokorana sy horohoron-tany ary feo mahery, tadio sy tafio-drivotra ary lelafo mandevona.
malagasy
Avy amin'i Jehovah, Tompon'ny maro, no hihavian'ny famaliana, dia kotrokorana sy horohoron-tany ary rohondrohona mafy, tadio sy tafio-drivotra ary lelafo mandevona.