Isaiah 29:9 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Mijanòna ianareo ka mitalanjòna! Tampeno ny masonareo, ary aoka ianareo ho jamba! Mamo ireo nefa tsy tamin’ny divay; mivembena izy nefa tsy noho ny toaka.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Migagà ianareo, ka aoka hitanàka foana ianareo! Manajambà tena ianareo, ka aoka ho voajamba! Mamo izy ireo nefa tsy tamin-divay, mivembena izy ireo nefa tsy tamim-pisotro mahery.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Migagà ka mitalanjòna ianareo. aoka ho jamba ka tsy hahita, ho mamo nefa tsy amin-divay, hivembena nefa tsy amin-toaka!
Malagasy Bible 1865
Mijanona ianareo, ka mitalanjona, Tampeno ny masonareo, koa aoka ho jamba ianareo! Mamo ireo, nefa tsy tamin'ny divay; Mivembena izy, nefa tsy tamin'ny toaka.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Mijanòna ianareo ka mitalanjòna! Tampeno ny masonareo, ary aoka ianareo ho jamba! Mamo ireo nefa tsy tamin’ny divay; mivembena izy nefa tsy noho ny toaka.
malagasy
Mijanona ianareo, ka mitalanjona, Tampeno ny masonareo, koa aoka ho jamba ianareo! Mamo ireo, nefa tsy tamin'ny divay; Mivembena izy, nefa tsy tamin'ny toaka.