Isaiah 3:1 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Indro NY TOMPO Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, manaisotra amin’i Jerosalema sy Joda ny andry sy tohana rehetra, dia ny sakafo rehetra sy ny rano rehetra izay tohan’aina,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Fa indro ny Tompo, Iavehn’ny tafika, hanesotra amin’i Jerosalema sy i Jodà, ny vonjy aman-tohana rehetra,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Fa indro ny Tompo ANDRIAMANITR’izao rehetra izao manaisotra amin’i Jerosalema sy amin’i Joda ny andry aman-tohana isan-karazany iankinany: dia ny mofo sy ny rano izay tohan’aina,
Malagasy Bible 1865
Fa, indro, Jehovah, Tompon'ny maro, Manaisotra amin'i Jerosalema sy Joda izay andry sy tohana rehetra: Dia ny mofo sy ny rano rehetra, izay tohan'aina,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Indro NY TOMPO Andriamanitra, Tompon’izao rehetra izao, manaisotra amin’i Jerosalema sy Joda ny andry sy tohana rehetra, dia ny sakafo rehetra sy ny rano rehetra izay tohan’aina,
malagasy
Fa, indro, Jehovah, Tompon'ny maro, Manaisotra amin'i Jerosalema sy Joda izay andry sy tohana rehetra: Dia ny mofo sy ny rano rehetra, izay tohan'aina,