Isaiah 3:11 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Loza no hanjo ny ratsy fanahy! Satria ny valin’ny nataon’ny tanany ihany no hanody azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Loza ho an’ny ratsy fanahy! fa hidiran-doza izy, fa haverina aminy ny nataon’ny tanany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Lozan’ny ratsy fanahy kosa fa hiharam-pahavoazana izy, satria araka izay nataony ihany no zavatra hafitsoka aminy!
Malagasy Bible 1865
Lozan'ny ratsy fanahy! hiharan'ny ratsy izy, Satria ny valin'ny nataon'ny tànany ihany no hanody azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Loza no hanjo ny ratsy fanahy! Satria ny valin’ny nataon’ny tanany ihany no hanody azy.
malagasy
Lozan'ny ratsy fanahy! hiharan'ny ratsy izy, Satria ny valin'ny nataon'ny tànany ihany no hanody azy.