Isaiah 3:12 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Ny amin’ny oloko dia zaza no mampahory azy, ary vehivavy no mitondra azy. Ry oloko ô, ny mpitarika anao no mampivily anao sady mandrava ny lalana alehanao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Zaza no mampahory ny vahoakako, ary vehivavy no manapaka azy. Ry vahoakako, mampania anao izay mitondra anao, ary mandrava ny lalana tsy maintsy alehanao izy ireo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ry vahoakako ô, hoy ny Tompo, olona mpanjakazaka anao no mampahory anao ary olona tsy miraharaha anao no manapaka anao; ry vahoakako ô, ireo mpitondra anao no nampivily anao ka làlan-tsiizy no nitondrany anao.
Malagasy Bible 1865
Ny amin'ny oloko, dia zaza no mampahory azy, Ary ireo vehivavy no manapaka azy. Ry oloko ô, ny mpitarika anao no mampivily anao Sady mandrava ny lalana alehanao.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Ny amin’ny oloko dia zaza no mampahory azy, ary vehivavy no mitondra azy. Ry oloko ô, ny mpitarika anao no mampivily anao sady mandrava ny lalana alehanao.
malagasy
Ny amin'ny oloko, dia zaza no mampahory azy, Ary ireo vehivavy no manapaka azy. Ry oloko ô, ny mpitarika anao no mampivily anao Sady mandrava ny lalana alehanao.