Isaiah 3:15 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Nahoana no dia hosihosenareo ny oloko ary torotoroinareo ny tavan’ny madinika? Hoy NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Lalàna avy aiza no anosihosenareo ny vahoakako, sy anorotoroanareo ny tavan’ny ory?» Teny ton’ny Tompo Iavehn’ny tafika, izany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ahoana moa no ahazoanareo mampahory ny vahoakako sy manosihosy ny fahamendrehan’ny mahantra? Izany no teny hentitra avy amiko Tompo ANDRIAMANITR’izao rehetra izao.»
Malagasy Bible 1865
Ahoana no hevitrareo no dia hosihosenareo ny oloko, Ary torotoroinareo ny tavan'ny malahelo? Hoy Jehovah, Tompon'ny maro.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Nahoana no dia hosihosenareo ny oloko ary torotoroinareo ny tavan’ny madinika? Hoy NY TOMPO, Andriamanitra Tompon’izao rehetra izao.
malagasy
Ahoana no hevitrareo no dia hosihosenareo ny oloko, Ary torotoroinareo ny tavan'ny malahelo? Hoy Jehovah, Tompon'ny maro.