Isaiah 3:16 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hoy NY TOMPO: Satria miavona ireo zanakavavin’i Ziona ka mandeha mianjonanjona sy manao maso meloka sady kasikasy fandeha ary mampikorintsandrintsana ny fehin-tongony,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Efa niteny i Iaveh nanao hoe: «Noho ireo zanaka vavin’i Siôna tonga mpiavonavona, mandeha misolanandrana, mianjonanjom-pijery, malako famindra, ary mampikorintsandrintsana ny masom-bola fehitongony,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Hoy koa ny TOMPO hoe: «Miandranandrana erỳ ny andriambavilanitr’i Tsiôna, mianjonanjona aoka izany rehefa mamindra, mianjola fijery sady mitsingintsingim-pandeha, mampikorintsana ny haba amin’ny hato-tongony.»
Malagasy Bible 1865
Ary hoy koa Jehovah: Satria miavona ireo zanakavavin'i Ziona ka mandeha mianjonanjona sy manao maso meloka Sady kasikasy fandeha Ary mampikorintsandrintsana ny fehin-tongony,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hoy NY TOMPO: Satria miavona ireo zanakavavin’i Ziona* ka mandeha mianjonanjona sy manao maso meloka sady kasikasy fandeha ary mampikorintsandrintsana ny fehin-tongony,
malagasy
Ary hoy koa Jehovah: Satria miavona ireo zanakavavin'i Ziona ka mandeha mianjonanjona sy manao maso meloka Sady kasikasy fandeha Ary mampikorintsandrintsana ny fehin-tongony,