Isaiah 3:17 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
dia hataon’ny Tompo feno takompery ny tampon-dohan’ny zanakavavin’i Ziona ary hahanjahanjan’NY TOMPO ny tampon-kandriny.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
dia hataon’ny Tompo sola ny tampon-dohan’ny zanaka vavin’i Siôna, ary asehon’i Iaveh ny fitanjahany.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Noho izany, dia hataon’ny TOMPO voaharatra ny tampon-dohan’ireo andriambavilanitra ireo sady hataony mangadihady ny handriny.
Malagasy Bible 1865
Noho izany dia hataon'ny Tompo feno tako-pery ny tampon-dohan'ny zanakavavin'i Ziona, Ary Jehovah hampiseho ny fitanjahany.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
dia hataon’ny Tompo feno takompery ny tampon-dohan’ny zanakavavin’i Ziona ary hahanjahanjan’NY TOMPO ny tampon-kandriny.
malagasy
Noho izany dia hataon'ny Tompo feno tako-pery ny tampon-dohan'ny zanakavavin'i Ziona, Ary Jehovah hampiseho ny fitanjahany.