Isaiah 3:19 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny kavina, ny rojo, ny fisalobonana,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny kavina, ny fehi-tanana ny voaly,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny kavina jejo sy ny rojo ary ny voaly;
Malagasy Bible 1865
Na ny kavina voavola, na ny rojo, na ny fisalobonana makarakara,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny kavina, ny rojo, ny fisalobonana,
malagasy
Na ny kavina voavola, na ny rojo, na ny fisalobonana makarakara,[Na: haba]