Isaiah 3:2 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny lehilahy mahery fo sy ny mpiady, ny mpitsara sy ny mpaminany, ny mpisikidy sy ny loholona,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny vonjy rehetra momba ny mofo, ny vonjy rehetra momba ny rano, ny mahery fo mbamin’ny lehilahy mpiady, ny mpitsara, ny mpaminany ama-mpimasy, ny loholona,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny miaramila voafantina sy ny miaramila tsotra, ny mpitsara sy ny mpaminany, ny mpimasy mbamin’ny loholona,
Malagasy Bible 1865
Ny lehilahy mahery sy ny mpiady, Ny mpitsara sy ny mpaminany, Ny mpanao fankatovana sy ny loholona,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny lehilahy mahery fo sy ny mpiady, ny mpitsara sy ny mpaminany, ny mpisikidy sy ny loholona,
malagasy
Ny lehilahy mahery sy ny mpiady, Ny mpitsara sy ny mpaminany, Ny mpanao fankatovana sy ny loholona,