Isaiah 3:20 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny satroka, ny rojo parapaingo, ny fehikibo misy haingony, ny fitoeran-dranomanitra, ny ody fiambozonany,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny fehiloha, fehitongotra amam-pehikibo,
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny satroka diadema sy ny rojo miolanolana, ny fehikibo mirandrana sy ny vakana fanefitra ary ny firavaka mampanambina;
Malagasy Bible 1865
Na ny satroka, na ny rojo parapaingo, na ny fehin-kibo misy haingony, Na ny fitoeran-dranomanitra, na ny ody fanaony ravaka,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny satroka, ny rojo parapaingo, ny fehikibo misy haingony, ny fitoeran-dranomanitra, ny ody fiambozonany,
malagasy
Na ny satroka, na ny rojo parapaingo, na ny fehin-kibo misy haingony, Na ny fitoeran-dranomanitra, na ny ody fanaony ravaka,[Heb. diadema]