Isaiah 3:22 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny akanjo fihaingoana, ny akanjobe fanao ivelany, ny salotra, ny poketra,
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny akanjo fitondra amin’ny fety sy ny akanjo vity malalaka, ny kapaoty amam-pôketra;
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny akanjo fitondra mianjaika sy ny akanjo misy saron-doha ary koa ny fehitenda sy ny pôketra;
Malagasy Bible 1865
Na ny akanjo fihaingoana, na ny kapôty, Na ny saly, na ny poketra,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny akanjo fihaingoana, ny akanjobe fanao ivelany, ny salotra, ny poketra,
malagasy
Na ny akanjo fihaingoana, na ny kapôty, Na ny saly, na ny poketra,