Isaiah 3:23 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ny fitaratra, ny atin’akanjo, ny fehiloha ary ny lamba fisaronana.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
ny fitaratra aman’akanjo moselinina, ny lamba fehiloha amam-boaly fisaronana.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
ny fitaratra sy ny akanjo somizo manify ary ny samboady sy ny lamba fisalobonana.
Malagasy Bible 1865
Na ny fitaratra fizahana, na ny akanjo somizy anatiny, Na ny satroka fihaingoana, na ny lamba fisaronana;
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ny fitaratra, ny atin’akanjo, ny fehiloha ary ny lamba fisaronana.
malagasy
Na ny fitaratra fizahana, na ny akanjo somizy anatiny, Na ny satroka fihaingoana, na ny lamba fisaronana;[He. hamama]