Isaiah 3:24 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hosoloana zavatra maimbo ny ranomanitra; hosoloana mahazaka ny fehikibo tsara; hosoloana loha sola ny volo voavoatra tsara; hosoloana akanjo fisaonana ny akanjo mirebareba ary hosoloana marika amin’ny vy mahamay ny hatsaran-tarehy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Ka ny zava-manitra hosoloana lo; ny fehikibo hosoloana mahazaka; ny volo mivona, hosoloana loha sola; ny akanjo vity malalaka, hosoloana lasàka; ny hatsaran-tarehy, hosoloana tomboka amin’ny afo.
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ny fofona manitra hosoloana fofo-maimbo, ny fehikibo marevaka hosoloana tady tsotra, ny randrana tsara voatra hosoloana loha sola. ny fitafiana mihaja hosoloana lamba fisaonana. Eny, ny bika soa hosoloana tomboka vy mahamenatra.
Malagasy Bible 1865
Ary ny manitra hosoloana ny maimbo; Ary ny fehin-kibo tsara hosoloana ny mahazaka; Ary ny volo voavoatra tsara hosoloana ny boriana; Ary ny akanjo miebanebana hosoloana ny lamba fisaonana; Ary ny hatsaran-tarehy hosoloana ny tomboka amin'ny vy mahamay.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hosoloana zavatra maimbo ny ranomanitra; hosoloana mahazaka ny fehikibo tsara; hosoloana loha sola ny volo voavoatra tsara; hosoloana akanjo fisaonana ny akanjo mirebareba ary hosoloana marika amin’ny vy mahamay ny hatsaran-tarehy.
malagasy
Ary ny manitra hosoloana ny maimbo; Ary ny fehin-kibo tsara hosoloana ny mahazaka; Ary ny volo voavoatra tsara hosoloana ny boriana; Ary ny akanjo miebanebana hosoloana ny lamba fisaonana; Ary ny hatsaran-tarehy hosoloana ny tomboka amin'ny vy mahamay.[Heb. lamba malailay]