Isaiah 3:26 — Compare Translations

6 translations compared side by side

Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
ka hitomany sy hisaona ny vavahadiny; ho foana ny tanàna ka hitorovoka amin’ny tany.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
Hitomany sy hisaona ny vavahadin’i Siôna, ary efa ory izy, dia hipetraka amin’ny vovoka.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Koa hitomany sy hitoloko ny iray tanàna, ho toy ny vehivavy very fananana mitorevaka amin’ny tany.
Malagasy Bible 1865
Ka dia hitomany sy hisaona ny vavahadiny; Ary ho lao ny tanàna ka hanjokaiky,
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
ka hitomany sy hisaona ny vavahadiny; ho foana ny tanàna ka hitorovoka amin’ny tany.
malagasy
Ka dia hitomany sy hisaona ny vavahadiny; Ary ho lao ny tanàna ka hanjokaiky,