Isaiah 3:4 — Compare Translations
6 translations compared side by side
Malagasy (Baiboly Protestanta Malagasy 2011)
Hanendry ankizilahy ho lehibeny Aho, ary haitraitran-jaza no hitondran’ireo azy.
Malagasy 2003 (Baiboly Katolika)
«dia zatovolahy no apetrako ho lehiben’izy ireo, ary ankizy no hanapaka azy.»
Malagasy 2004 (DIEM PROTESTANTA)
Ka hoy ny Tompo hoe: «Ankizy no hotendreko ho lehibeny ka hitondra azy araka ny haitraitrany.»
Malagasy Bible 1865
Ary hanendry ankizilahy madinika ho lehibeny Aho, Ary ny haitraitran-jaza no hanapaka azy.
Malagasy MRV 2011 (La Bible en Malgache)
Hanendry ankizilahy ho lehibeny Aho, ary haitraitran-jaza no hitondran’ireo azy.
malagasy
Ary hanendry ankizilahy madinika ho lehibeny Aho, Ary ny haitraitran-jaza no hanapaka azy.